Tantara tamin'ny 17 Novambra 2016
Fanapahankevitra 2016: Fandanjàna Fahavoazana
"Toa toy ny hitsimbadika ireo fandrosoana ara-politika azo fony fitondràn'i Obama , satria nampanantena i Trump ny hanafoana ny fifanarahana nifanaovana tamin'i Kiobà ary hamerina hitady marimaritra momba ireo fifanaraham-barotra malalaka izay azo antoka fa hahakitika" ireo firenena Amerikàna Latina.
Mankahatra ny Famoretana ao India, Mitazona ny Vohitra Misy Azy ho Lavitry ny Loza ireo Tanora Kashmiri Mpilatsaka An-tsitrapo
Tamin'ny telo volana lasa, ny polisy ao Jammu sy Kashmir ary ny miaramila Indiana dia nisambotra olona teo amin'ny 7.000 teo tao amin'ny Lohasahan'i Kashmir, amin'ireo hetsika famafàna lehibe sy asa fikarohana izay mikendry ireo trano, matetika amin'ny alina maty masoandro.
Ny Fitondrana Kameroney Manao Fampielezankevitra Mamely ny Haino Aman-jery Sosialy, Milaza Izany Ho “Endrika Iray Vaovaon'ny Fampihorohoroana”
Mihevitra ny tambajotra sosialy ho "endrika vaovaon'ny fampihorohoroana " ny fitondram-panjakana any Kamerona.
Velona Ao Amin'ny Aterineto Ny Taompolo 1990 Tao Japana Noho Ny Sangan'asan'ny Lehilahy Iray
Manome topi-maso mahafinaritra momba ny fiainana tao Japana nandritra ny taompolo 1990 ny tranonkala goavan'i Lyle Hiroshi Saxon.
Mariazy Tajik Manetriketrika Manafina Akanin'ny Tetika Ambany Latabatra
Niteraka karazana fahagagam-pitsiriritana ny mariazy iray manetriketrika tao Moskoa na dia teo amin'ireo Rosiana zatra mampiseho harena aza.
Nampiasaina Hanoherana ny Fanjanahana Ara-Tsaina Mialoha ny Hitsidihan'ny Printsy Harry an'i Karaiba ny Tenirohy #NotMyPrince
"Nahoana no tsy maintsy ilain'ny Satroboninahitra ny hanana anjara toerana saimbôlika, ara-danonana na ara-dalampanorenana aty amin'ny karaiban'ny taonjato faha-21?"
Ahoana no Fomba Hiarovana ny Fomba Nentin-drazana sy Hampitàna Izany Amin'ireo Tanora Maliàna Amin'ny Alalan'ny Aterineto
"Ny tanjona tratrarinay dia ny hitahiry sy hampiroborobo ireo lovan'ny kolontsaina manankarenan'ny maliàna, ny teny, ny hita maso sy ny tsy hita amin'ny alàlan'ny Teknolojia Vaovaon'ny Fampitambaovao sy ny Fifandraisana"