Tantara tamin'ny 26 Oktobra 2016
Andro Iray iainana Helon'ny Fifindràmonina Ao Etazonia
Reny iray sy ireo zanany nandositra ny herisetran'andian-jiolahy tany El Salvador, miandry ao Boston mba hahafantatra na ho afaka mijanona ara-dalàna ao Etazonia ry zareo na tsia.
Navoakan'ny Mpijirika Ireo Imailaky ny Mpanampy Ao Kremlin, Voalaza Fa Miaty Drafitra Fanakorontanana An'i Okraina
Lazain'ireo Okrainiana mpijirika fa mampiseho drafitra ho fanakorontanana an'i Okraina ato anatin'ny volana vitsy ho avy ny fijirihana ireo imailak'i Vladislav Surkov, mpanolotsaina an'i Putin.
Ny Vaovao Asongadin'ny Sampam-baovao Voasoratra Anarana Ara-panjakana Ihany Sisa No Havoakan'ilay Milim-pikarohana Rosiana Ho Lohalaharana
Niharan'ny teritery ny Yandex fa tsy maintsy misoratra anarana any amin'ny Roskomnadzor, sampam-baovaom-panjakana izay mifehy ny fampahalalam-baovao Rosiana.
Ratsy Endrika Kokoa Fa Tsy Mahafinaritra: Ny Fomba Fiasan'ny Fanjakana Holandey Manoloana ny Fomba Amam-panao Pete Mainty
Mampiseho ny porofo fa misy fiantraikany ratsy ao Holandy ny fomban-drazana Pete Mainty, indrindra eo amin'ny tanora, saingy tsy mahavitra mamaha ny olana ny fanjakana Holandey.
Mila Ny Vaovao Farany Momba Ny Tondradrano Any Jakarta ? Misy Ny Fampiasa Ho An'Izany.
Manampy ny mponina any Jakarta amin'ny fanatsaràna ny vahaolan'ny governemanta amin'ny tondradrano matetika ilay fampiasan'ny haino aman-jery sosialy ao amin'ilay "labaoratoara velon'ny loza voajanahary".