Tantara tamin'ny 08 Oktobra 2016
Rosiana Mpanao Politika Maniry Hanenjika Mpanao Gazety Namoaka Lahatsary Ahitàna Azy Manao Dihin'i Ricky Martin
Nametraka fitoriana tany amin'ny polisy ny lehilahy iray mpanolontsain'ny tanàna ao Orlov, nitoriany mpanao gazety nizara ny lahatsary ahitàna azy manao ny dihin'i Ricky Martin “Livin la Vida Loca,”
Can Thi Thêu Vietnamiàna Mpikatroka Mafana Fo Miady Ho An'ny Fananantany, Niaritra Herisetra, Fisamborana Sy Fonja
"Hiaina aho amin'ny fomba izay hahitan-dry zareo fa tsy hampatahotra ny finiavanay hiady amin'ny herisetrany. Izahay mpanao fitakiana ny tany dia hifikitra amin'ny taninay hatramin'ny farany."
Nahazo Tsikera Mafy Ny Resaka Kolontsaina VIP Ao India Manoloana ny Fandehanan'ny Praiministra Singapaoreana Fiara Fitateram-bahoaka Tao India
"Tokony hanatsoaka lesona avy aminy (Praiminisitra Singapaoreana) isika ary hiala amin'ny kolontsaina VIP eto India."
Tanora Toniziana Iray Mety Aato Amin'ny Fianarany noho ny Fiampangany tao amin'ny Facebook ny Toe-javatra Mampalahelo Misy ao An-tsekoly
Nampangain'ny mpitantana ny sekoly ho nanao "fampielezan-kevitra manala-baraka" azy ireo i Hamza Batti.
Sarin'iza No Tokony Hiseho Amin'ny Vola Taratasin'i Tajikistan?
Ny sarin'ny filoha ve sa ny sarin'ireo mpiasa mpila ravinahitra no tokony hiseho amin'ny vola taratasin'i Tajikistan?