Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

17 Avrily 2016

Tantara tamin'ny 17 Avrily 2016

Graffiti 27 Manodidina An'i São Paulo Tsara Ho Fantatrareo

Raha hita sary ao amin'ny boky taridalan'ny fitetezan-tany iraisampirenena ny sary nataon-tanana an-drindrina ao afovoan-tanàna, dia tsy fantatry ny maro, eny fa na izay monina amin'ity tanàna lehibe indrindra ao Amerika Latinina ity kosa, ireo sary nataon-tanana an-drindrina miranty eny amin'ny sisintsisin'ny tanàna.

Lehilahy Safiotra Vietmaniana-Amerikana Mitondra Ny Niainan'ireo Mpifindramonina Ao Etazonia Ho Anaty Tononkalo

Ao anatin'ny fitambaran'ny tononkalony voalohany "Night Sky with Exit Wounds" (Lanitry ny Alina sy Ratram-Pilefàna) , resahan'i Ocean Vuong, valo ambiroapolo taona, ny zavatra niainany avy any Vietnam ho any Etazonia