Tantara tamin'ny 01 Avrily 2016
Nahoana No Lasa Ady ‘Tia’ Amin'ny Facebook Ny Politika Kambodziana?
"Ireo toromarika ireo dia mampiseho mazava tsara fa atosiky ny CPP eo amin'ny fitondràna - amin'ny sehatra rehetra - ireo manampahefana ao aminy, mpanohana ary ireo tambajotra - tafiditra anatin'izany ireo mpiasam-bahoaka, mpitandro ny filaminana ary ireo miaramila - mba hamorona kaonty Facebook hosoka hanomezana "tia" artifisialy ho an'ny pejy Facebook [-n'ny Praiminisitra]".
Fanentanana Amin'ny Aterineto Milaza Amin'i Aostralia Hoe “Mbay Tany ity Tànana Amin'ny Solik'i Timor” Raha An'arivony Tao Dili No Nanao Diabe
Amin'ny fampiasàna ireo tenifototra #medianlinenow sy #HandsOffTimorsOil, mampirisika an'i Aostralia mba hanaja ireo sisin-dranomasin'i Timor Leste ny fanentanana anaty serasera.
Sakanan'i Thailandy ny Mpanao Gazety Tsy Hanatrika ny Andro Manerantanin'ny Fahalalahan-Gazety ao Finlandy
"Raha mieritreritra ny fitondrana miaramila fa hampangina ahy ny fandrarana ahy tsy hivoaka any ivelany dia diso hevitra ry zareo. Hanohy ny fikarohana fatratra sy ny fitsikerana azy ireo [aho]."