Tantara tamin'ny 12 Mey 2015
Sary an'ohatra No Hitan'ny Shinoa Amin'ilay Lahatsarim-Pirodanan'ny Lampihazo Iray Miparitaka Be
"Ho fankalazana ny Fetin'ny Reny ho an'ny Firenena Renintsika, dia manao fampisehoana goavana ny teatra ao an-tanànan'i Bijie ao amin'ny faritanin'i Guizhou "Ny firodanan'ny Nofinofy Shinoa.'"
Kiobà : Ny Dihy Araka ny Fitsipiky ny Ocha-Ifá, Fombam-Pivavahana Afro-Kiobàna
Ity lahatsoratra ity no voalohany amin'ny andian-dahatsoratra momba ny fanehoana ara-mozika sy dihy mirindra kiobàna, anaovana topimaso ny fombam-pivavahana afro-kiobàna iray, ny Fitsipik'i Ocha-Ifà, na Santeria, sy ny dihy mbamin'ny fombandrazana miaraka aminy.
Oganda: Ben'ny Tanàna Manana Karapanondrom-Pirenena Roa. Tsy Fambara Tsara Ho An'ny Fifidianana Izany
Ho ampiasaina amin'ny fifidianana solombavambahoaka amin'ny 2016 ireo karapanondro nozaraina. Nilaza ny ben'ny tanàna fa afakanahazo karatra roa samihafa izy.
Sokafy ny Sofinao Handre ny Feon'Izao Tontolo Izao Miaraka amin'ny GV Radio
Miaraha mamindra amin'ny fampielezam-peo an'aterineton'ny Global Voices vaovao amin'ny feo,resadresaka ary mozika avy amin'ny lafivalon'izao tontolo izao.