Tantara tamin'ny 04 Mey 2015
Nilaza Ny Minisitra Fa Tsy Misy Dikany Ny #MaritalRape Fanolanan'ny Vady
Ry minisitra hajaina, raha masina ny mariazy, mahatonga ny Fanolanan'ny vady ho masina koa ve izany?
“Diaben'ny Vahoaka” Alohan'ny Zaikaben'ny Mpitondra Rezionaly Ataon'ireo Mpikatroka ao Azia Atsimo Atsinanana
Mpikatroka sy mpitarika maherin'ny 1000 avy amina fikambanana fiarahamonim-pirenena manerana an'i Azia Atsimo Atsinanana no nanambara ny heviny mikasika ny toetry ny zon'olombelona sy ny fitomboan'ny hantsana ara-toekarena.
Manao Famoretana An-kerisetra Amin'ireo Mpampianatra Manao Fihetsiketsehana Ao Brezila Ny Polisy
Nitatitra ny gazety ao an-toerana fa olona 213 no naratra. Nilaza anefa ny governemantam-panjakan'i Paraná fa 160 ihany no naratra.
Milaza Inona -Momba Antsika Sy Ny Tambajotra Sosialy Ny Fandraràna Ny Zavakanton'ny Fitanjahana?

Ity lahatsoratra ity dia fiandohan'ireo lahatsoratra maro mbola heverina havoaka izay mandalina ny fomba maro hiatrehan'ireo artista ny fandraràna anaty aterineto. Ny zavatra niainan'i Erika Ordisgotti, Venezoeliana iray artista, no niainganay.