Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

04 Avrily 2015

Tantara tamin'ny 04 Avrily 2015

Fianakaviana Iray Tao Fukushima: Ny Niampitàny Ny Efatra Taona Taorian'Ilay Horohorontany Lehibe Tany Atsinanan'i Japana

Efatra taona taty aoriana, tantarain'ny bilaogera iray Takayoshi Saito, ny fomba nataon'ny anabavy keliny sy ny fianakaviany taorian'ilay horohorontany sy ilay tafiotran-dranobe.

Ny Fanangonan-Tsonian'ireo Olom-pirenen'ny Fiombonam-be Eoropeana Ho Fanoherana Ny Fifanarahana Nataon'Ny CETA Sy Ny TTIP

Araho amin'ity taona ity ireo fifanarahana manerana an'i Atlantika nataon'ny Fiombonam-be Eoropeana sy Kanada ary Etazonia niaraka. Ahian'ny vondrom-piarahamonina Eoropeana hanitsakitsaka ny tombontsoan'ny mpanjifa izy ireo.

Ny Fehin-Tendany Ihany No Namonoana Azy : Manaloka Ny Fiarahamonina Kyrgyz Ny Famonoana Mpianatra iray

Koa satria efa manakaiky ny fitsingerenan'ny taona nahafatesan'ilay zazavavy 19 taona Camilla Duishebaeva, dia maro no mino fa nisy nisalovana ny fanadihadiana momba izany.