Tantara tamin'ny 26 Marsa 2015
‘Fikarakaran'ny Kangoroa’ : Fitazonan'Aina ny Zaza Teraka Tsy Tonga Volana ao Etiopia
Nahitana fihenana ny tahan'ny fahafatesan'ny zaza ao Etiopia, saingy mbola tsy ampy fitaovana ireo hopitaly mba hiatrehana ny fitsaboana sy fikarakarana ireo zazakely teraka tsy tonga volana. Ka miditra "fikarakarana amin'ny alalan'ny kangoroa."
Nahoana No Heverin'ny Mpianatra Ho Tsy Mahavita Mitsabo Ny ‘Fanabeazana Miendrika Apartheid’ Ao Shily Ireo Fanovàna
Voararan'ny lalàna iray vaovao ao Shily ny fakàna tombony, sarampianarana, ary fifantenana eo am-pidirana any amin'ìreo sekoly tsy miankina sy ambaratonga faharoa izay mahazo fanampiana avy amin'ny fanjakana—nefa milaza ireo mpianatra fa mbola betsaka noho izany no tokony hatao
Manome Feo sy Fanantenana ho an'ireo ‘Niharam-Boinan'ny Rivodoza Haiyan Nohadinoina’ ao Philippines
"Ny firaisankina dia avana manome aingam-panahy ny olona handresy ny voina izay mandrahona ny fiainan'izy ireo."
Vehivavy Afghana Novonoina ho Faty sy Nodorana fa Nandrehatra Afo ny Kôrany
"Mifanohitra tanteraka amin'ny lalàna, ny lalàna Sharia ny nitranga androany tao Kabul ary TSY misolo tena ny Miozolomana ao Afghanistan."