Tantara tamin'ny 04 Marsa 2014
Tajikistan Firenena Mahantra: Manafatra Hazo Lafo Vidy Avy Any Belzika
Nandany 4.5 tapitrisa dolara Amerikana taminà hazo "chestnut" homena ny renivohitra i Tajikistan, izay mahantra ny maherin'ny am-pahatelon'ny mponina .
Pôrtô-Rikô : Julia de Burgos, Feo Mitari-Dalana
Nankalaza ny andro nahaterahan'ilay vehivavy Pôrtôrikàna mpanao tononkalo Julia de Burgos (1914-1953) ilay bilaogera sady mpanao tononkalo Yarisa Colón tamin'ny 17 Febroary lasa teo
Ataon'ny Rosiana Ho Fitaovam-Piadiana Ny Photoshop
Koa satria mandeha haingana dia haingana ny tohivakam-baovaon'ny Twitter ary miova malaky dia malaky ny vaovao hahafahan'ny tsy famahanam-bilaogy hitoetra maharitra kokoa, dia iray amin'ny fomba mahomby indrindra hitodihan'ny fifantohana ny fampiasana fampitan-kevitra efa tranainy: sariitatra politika.
Miomana Hanao Diabe Hanohitra Ny Fahantrana Ao Skopje Ny Makedoniana
Androany 1 Marsa 2014, hiaraka hanohitra ny fahantrana ao Skopje i Makedonia, firenena mahantra indrindra manerantany araka ny fanadihadiana navoakan'ny The Economist.
Nosamborin'ny Fanjakana Shinoa i Ilham Tohti, Mpisolovava Am-Pilaminana ireo Uyghur Vitsy An'isa
Nolazain'ny Globa Times mpitondra tenin'ny antoko Kaominista Shinoa (CCP) ho mpampisara-bazana i Ilham Tohti, mpampianatry ny Oniversite. Mbola manohy milaza anefa ireo mpanohana azy fa manohitra ny fahaleovan-tenan'ireo mponina ao Uyghur izy.