Tantara tamin'ny 29 Oktobra 2013
Fanaovam-beloma An'ilay Mpilalao Baseball, Mariano Rivera
Nitsahatra tamin'ny asa maha-mpanipy baolina azy ilay Panameana iray Mariano Rivera, namela andianà tahirin'isa sarotra ihoarana. Naneho ny fankasitrahany ireo media sy ireo rohin-tambajotra sosialy maro.
Morontsiraka Katalana Niharan'ny Fihovitry Ny Tany In-300
Horohorontany maherin'ny 300 no namely ny morontsirak'i Catalogne. Mety misy ifandraisany amin'ireo asa fitehirizana entona avy amin'ilay tetikasa Castor izany.
Mampahatsiahy An'Ireo Rosianina Ny Tamin'ny Fizarazarana Ara-Politika Ny Korontana Ara-poko

Ny fihetsiketsehana tamin'ity herinandro ity ho famoriam-bahoaka izay niseho tany ivelan'ny Môsko dia mampatsiahy fa mampizarazara tanteraka ireo Rosianina ny resa-poko sy fitiavan-tanindrazana.
Miomana Ny Hanohitra Ny Fandraràna Azy Tsy Hamily Ireo vehivavy Saodiana
Maminavina ny hanohitra ny fandraràna tsy hamily ireo vehivavy Saodianina ny 26 Oktobra. Maro ireo efa nanomboka mitondra fiara, maka sary ny tenany izy ireo amin'ny fanaovany izany ary mandefa ireo sary any amin'ny aterineto.
Ny Fandisoan'ny Guardian Ny Fironan'ny Japoney Amin'ny Firaisana Ara-nofo

"Toa mihalefy ny fahalinan'ireo latsaky ny 40 taona ao Japana amin'ny fiarahana araka ny fomban-drazana," hoy ny Guardian. "An-tapitrisany ireo.... tsy manan'olon-tiana, ary mitombo ireo tsy azo helingelenina amin'ny firaisana ara-nofo." Aoka kely aloha", hoy ireo mpampiasa aterineto Japoney.