Tantara tamin'ny 05 Novambra 2012
Politikam-Pifindramonina Frantsay Nodinihana Indray sy Nahitsy
Nilaza ny finiavany hanova ny politikam-pifindramonin'ny fireneny ny minisitra frantsay misahana ny atitany, Manuel Valls, nandritra ny kabary nataony tao Toulouse, atsimo andrefan'i Frantsa. Mivaky toy izao ny navokan'ny haba-tserasera afrik53.com...
Fomba Fijery Afrikana Mikasika ny Fifidianana Amerikana 2012
Atao amin'ny 6 Novambra ny fifidianana filoham-pirenena Amerikana ary efa miditra lalina amin'ny zava-misy eo an-toerana ny fampielezan-kevitra. Manana hevitra samihafa ny mpitoraka bilaogy Afrikana mikasika ny mety ho fivoaran'ny fifidianana ary ny mety ho hantenaina amin'ireo kandidà.
Tontolo Arabo: Midika Fahatezeran’Andriamanitra Amin’i Amerika Tsy Tokam-po i Sandy
Satria ao New York sy New Jersey avokoa ny mason’izao tontolo izao mba hanaraka ny vaovao momba ny tafio-drivotra Sandy, sy ny fahapotehana naterany, miadihevitra ny mponina maro manerana ny...
Famaizana an'i Iran: Iza No Nangalatra Ny Fanafodiko?
Tena ratsy fiantraika amin'ny ain'ireo marary 6 tapitrisa ao Iran ny tsy fahampian'ny fanafody, fiantraika mivantan'ny famaizana tsy mbola nisy toa azy mihatra aminy.Ireo mararin'ny homamiadana sy ny "sclérose en plaques" - izay tsyafaka hanajanona na hanemotra ny famatsiana azy ara-pitsaboana.
Henjanin'ny Fiombonambe Eoropeana Ny Fepetra Fanarahamaso Ny Fanondranana Teknolojia

“Tsy azo ekena mihitsy ny hoe hampiasàn'ny fitondrana Siriana sy Iraniana ny teknolojia Eoropeana mba hanitsakitsahana ny zon'olombelona”. Marietje Schaake
Kolombiana ‘Tiger’ Radamel Falcao, Voatendry Anisan'ny Ballon d'Or FIFA
Namoaka fanentanana fampahafantarana ilay mpanafika Kolombiana Radamel Falcao mifaninana ho lasa Ballon d'Or FIFA 2012 ny klioba baolina kitra Espaniola Atlético de Madrid Mitondra ny lohateny hoe “Falcao: Liona Volamena” ny ao amin'ny fanentanana, izay ahitana...
Etazonia: Miomana Hiala NBA Amin'ny taona 2014 Ny Kaomisera David Stern
David Stern, iray tamin'ireo mpitantan-draharaha ela niasana indrindra teo amin'ny sehatry ny fanatanjahatena no nanambara fa hiala amin'ny filohan'ny ligin'ny tontolon'ny basikety malaza indrindra manerantany, dia ny NBA (National Basketball Association). Andro vitsivitsy...