Tantara tamin'ny 18 Mey 2012
Meksika: Fanamelohana Ny Famonoan'olona Tao Cadereyta, Ao Nuevo León
Maneho ny heviny ny mpiserasera manoloana ireo faty olona miisa 49 norasarasaina tao Cadereyta, Nuevo León, akaikin'ny sisintanin'i Etazonia.
Repoblika Demokratika Kongo: Mitombo Ny Fanalan-jaza An-tsokosoko Ao Goma
[Nangonina tamin'ny alalan'ny mailaka sy resadresaka mivantana tamin'ny teny frantsay ny fijoroana vavolombelona amin'ity lahatsoratra ity, ary amin'ny teny frantsay avokoa ny rohy rehetra] Tranga mahazatra ao amin'ny faritany maro...
Arzantina: Manova Ny Manodidina Amin'ny Alalan'ny “Hangara” Ara-Kolontsaina
Eo an-dalam-panovana ny manodidina azy amin'ny alalan'ny kolontsaina, zavakanto ary ny fitaovana fampitan'olo-tsotra vaovao ny "Hangara"n-kolontsaina Piedrabuenarte miorina amin'ny tanàna manamorona an'i Buenos Aires, Arzantina. Resadresaka momba izany
Niteraka Ahiahy Ny Tolo-kevitra Hananganana Fiombonamben'ireo Firenena Arabo Ao Amin'ny Golfa
Nifanakalo hevitra ireo governemanta ao amin'ny Golfa ny amin'ny hamadihana ny Filan-kevitry ny Fiarahan-miasan'ny Golfa amin'izao fotoan ho toy ny an'ny Fiombonambe Eoropeana. Eritreritra fanovana miainga aoa anaty rivotry ny fisalasalàna sy mafanafana naterak'ireo fitroarany Arabo sy ny fitomboan'ny dindo avy ao Iran. Ho toy ny dingana voalohany, dia i Arabia Saodita sy Bahrain no mety hikatsaka fitambarana mafimafy kokoa.