Tantara tamin'ny 16 Mey 2010
Puerto Rico: Fihaonan'ireo mpitoraka blaogy
Nandray anjara tamin'ny fihaonana faharoan'ireo mpitoraka blaogy natao omaly tany Caguas, Puerto Rico, ireo mpitoraka blaogy, mpanao gazety, mpandraharaha, ary ireo mafana fo. Niresaka momba ny fampiasana ny blaogy ho...
Singapore: Fisintonana ny fanasana mpanabe marenindrenina iray
“Nandany telopolo taona mahery tamin’ny fampianarana ary nampianatra mpianatra an’arivony i Susan Elliot. Matsilo saina izy, mahay miteny tsara, ary manana fahaizana manokana amin’ny hatsikana”, hoy Ingahy Anthony Mullen manoratra...
Japàna: Festival Sanja
Zuco dia manapariaka andian-tsary mahatalanjòn'ny Festival Sanja izay fety nentim-paharazana ankalazaina any Asakosà, Tokyo, Japàna.
Iran : Ilay andro “maitso” fiasana (farafaharatsiny ao anaty aterineto)
Ny Hetsika maitso Iraniana dia manao drafitra mba hanaovana ny 1 May, Andro iraisam-pirenena ho an’ny asa ho « andro maitso ». Tsy nanao fanoherana goavana ny hetsiky ny mpanohitra...
Nihitsoka nandritra ny enina andro ny tranonkala ‘Sudan Vote Monitor’ fanaraha-maso ny fifidianana
Nihitsoka nandritra ny enina andro ny Sudan Vote Monitor, tranonkala mpanaramaso ny fifidianana, tamin'ny herinandro lasa teo. Nanao tatitra mikasika ny tsy fandehanan'ity tranonkala ity Reportrs Sans Frontière ary nangataka...
Etazonia: Mpianatra vavy mitia vehivavy iray nalefa tamina “alim-pandihizana fitaka” tany Mississipi
LOL cat zarain'ny blaogy miaro ny zon'ireo vehivavy Tovovavy 18 taona avy ao Mississippi i Constance McMillen izay, tahaka ireo tanora amerikanina maro, naniry ny mba hanatrika ny alim-pandihizan'ny andiany...
Filipina: Fanambaràna ireo ‘disques durs’ any amin'ny cyber-cafe
Vao haingana izay ny Phillipine Optical Media Board (OMB) no nanome hevitra ny hitakiana amin'ireo mpitàna ireny cyber-café ireny mba hanao fanambaràna ireo “disques durs” ao amin'ny solosain'izy ireo. Raha...