Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

05 Jona 2008

Tantara tamin'ny 05 Jona 2008

Zimbaboe : Fisamborana an'i Morgan Tsvangirai

Hope no manapariaka ao amin'ny This is Zimbabwe ny vaovao mikasika ny fisamboran'ny Pôlisy ny lehiben'ny antoko mpanohitra sady mpifaninana amin'i Robert Mugabe amin'ny fihodinana faharoa amin'ny fifidianana filoham-pirenena any Zimbaboe : We believe that Morgan Tsvangirai is currently being detained in Lupane Police Station. Please call the police station...

Cap Vert : Fantarò i Pedro Gomes

Dan Klotz no manapariaka ao amin'ny Cape Verde Basketball mikasika an'i Perdo Gomes izay mpilalao Baskety avy any Cap Vert : Pedro Gomes is a very important part of the national team, a key man behind the scenes, involved with virtually everything to do with both the men’s and women’s...

Sômalia : Famonjena an'i Sômalia

Rob Crilly mpanao gazety mahaleotena, fotsy hoditra izay monina any Nairobi, any Kenya, no mitatitra mikasika an'i Afrika hoan'ireo gazety fanta-daza miteny anglisy maro [The Times, The Irish Times, The Daily Mail, The Scotsman and The Christian Science Monitor] no mizara izay fandinihany ny toe-javatra Sosialy sy Pôlitika mipetraka ankehitriny...