20 Marsa 2008

Tantara tamin'ny 20 Marsa 2008

Tsy misy tanàna ho an'ny Aborigènes

  20 Marsa 2008

Banai sy ny vadiny eo anoloan'ny tranon'izy ireo Ny adihevitra ho an'izay ho  filoham-pirenena voalohany nokarakarain'ny Peopo, plateforme mpampahalala vaovao avy amin'ny olon-tsotra dia natao ny 24 febroary. Roa no...

Egypta: Fenoina taratasy mankany amponja

  20 Marsa 2008

“Ho fiaraha-mientana amin'ny FreeKareem.org (fanafahana an'i Kareem izay migadra), dia nanentana ny olona tamin'ny alalan'ny mailaka ny Vaomieran'ny fiarovana ny mpamaham-bolongana (mpitoraka blaogy) ho fanohanana an'ilay mpamaham-bolongana Egyptiana mbola migadra Kareem...

Egypta: Hiatrika ny ampitso

  20 Marsa 2008

“Raha tianao ho fantatra ny ho avin'ny fiainan-janak'olombelona, dia aza ny toerana vaovao no todihanao. Jereo ny toerana antitra na efa niainan'ny olona hatry ny ela: Toerana izay efa nisiana...

Tohanan'ny daholobe ny fanamelohana ho faty

  20 Marsa 2008

Sary “brooms head romans.. ” an'i Antigua Daily Photo arovan'ny  licence Creative Commons. Ny tsirairay dia afaka mahita izay fifanoherana eto Guatemala momba ny fanamelohana ho faty izay. Andaniny, ireo...

Frantsa: Night Club Malagasy vaovao

  20 Marsa 2008

harinjaka no mitatitra ny fisiana toeram-pihaonana amin'ny alina sy fandihizana natokana ho an'ny Malagasy (night club) vaovao [Fr] iray any Marseille: “Fantatro avy amin'ny traikefa niainako manokana fa tsy mora...