Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

07 Janoary 2008

Tantara tamin'ny 07 Janoary 2008

Japana: ny ampitan’ny hadivory na hiserasera sa tsia?

Anivon’ny famahoahan’ny serasera, mety hiteny ny olona iray fa mizara roa izao tontolo izao: Izay manam-pifandraisana sy izay tsy manam-pifandraisana amin’ny aterineto. Raha mandray anjara sy mifanabe anaty kolontsaina (“iraisana”) mivoatra mampiavaka azy manokana ny vitsy an’isa mpiserasera nefa tsy mitsaha-mitombo dia tsy (manana kolontsaina iraisana) kosa ny maro an’isa...

Kenya: Hanohana an'i Kibaki ve i Kikwete?

Hanohana an'i Mwai Kibaki ve ny filham-pirenena Tanzaniana Jakaya Kikwete?, Ny teti-panoron'ny fitondrana manko izao dia ny mitady fanohanana iraisam-pirenena, avy amin'ny firenena Afrikana hafa ankoatra an'i oganda (izay firenena tokana manerantany niarahaba ny fandresen'i Kibaki “indray”. Ndesanjo Macha

Kenya sy Afrika Atsimo: Anatra ho an'i Afrika Atsimo

Tokony handray lesona tamin'izay nitranga tany Kenya i Afrika Atsimo : THE events of the last two weeks in Kenya have exposed just how fragile democracy is when it does not enjoy the protection of a country’s political leadership. “Nahariharin'ny toe-java-nisy tany Kenya ny halemen'ny demokrasia raha vao tsy maharo ny...

Ginea Bisao: Ireo taona farany nitondran'i Portigaly ny firenena

“The Diário da Guiné [isan'andron'i Ginea], tantanin'ny namana Antonio Abreu, no miresaka ny zava-drehetra, na saiky ny zava-drehetra nampihoronkoditra nitranga nandritra ny tanelanelan'ny taona 72 ka hatramin'ny taona 74, ireo andro farany nanjakan'i Portigaly tao Ginea”. Mandrisika ny olona izay liana hahalala ny tantaran'ny firenena hividy ny boky i Luis...

Brezila : fiarovana ny fahafaham-pitenenana

Jorge Serrão no nahavita soratra lavalava ny andro alahady hiresaka momba ny fahalalaham-pitenenana : A sociedade brasileira não pode aceitar que a imprensa e os cidadãos sejam calados, censurados ou corrompidos. Alguns sujeitos politicamente hediondos, que não têm o menor respeito pelos princípios democráticos, mais uma vez, se movimentam no...

Fanadihadiana momba ny bolongana sy ny fanaovan-gazety

Fabio Malini [pt] no mandrisika antsika hanaraka ny fanadihadian'i Alvaro Liuzzi [es] izay “niezaka hiresaka fanadihadiana tamina mpanabolongana maromaro Argentina, Espaniola, Shiliana sns – milazalaza ny omomba ny famahanam-bolongana sy ny fanaovan-gazety, navoaka an-dahatsary ao amin'ny vohikala Vimeo. 12 ny isany ary notontosaina tamina Canon Powershot A 550″. Paula Góes

Mozambika: taratasy misokatra ho an'i Barack Obama

Carlos Serra [pt], izay avy ao Mozambika no manoratra taratasy ho an'ny loholona Barack Obama, ka ao izy no mangataka hanampiany an'i Kenya: “Eny, tao no teraka ny rainao, ary Loholona ianao, anisanay ianao, Afrikana ianao, Kenyana ianao. Andriamatoa Loholona: mandraisa voromby ho any Nairobi mba hiresaka amin'ireo tarika mikorontandrotana ireo. Mila...

Mozambika: Ady anatin'ny tontolom-bolongana

Reflectindo sobre Moçambique [pt] no lasan'eriteritra raha misy fizarazarana sy fifandirana amin'ny mpanabolongana Mozambikana. Ohatra iray amin'ny fanontaniana nataony ny hoe: “Misy ady ve anaty tontolom-bolongana Mozambikana? Ka rah amisy izany, inona ny antony ary inona no tanjony? Manelingelina ny sasany angaha ny fisian'ny bolongana? Iza izy ireo na inona...

Mozambika: fanontaniana enina tsotra momba an'i Afrika

Misy adihevitra mahaliana izao mandeha ao amin'ny Moçambique para Todos [pt] , Izay iezahan'ny mpamaky mamaly ny fanontanian'i Manuel de Araujo [pt] enina mikasika ny toe-draharaha eto Afrika, iray amin'ireo moa ny hoe: “ Raha manjavona ao anatin'ny fotoana fohy, ny fahamarinantoeran'ny demokrasia tahaka an'i Kenya, dia inona no azontsika lazaina amin'ny firenena...