Brezila : fiarovana ny fahafaham-pitenenana

Jorge Serrão no nahavita soratra lavalava ny andro alahady hiresaka momba ny fahalalaham-pitenenana :

A sociedade brasileira não pode aceitar que a imprensa e os cidadãos sejam calados, censurados ou corrompidos. Alguns sujeitos politicamente hediondos, que não têm o menor respeito pelos princípios democráticos, mais uma vez, se movimentam no submundo de instituições arcaicas e autoritárias com o objetivo criminoso de assassinar as liberdades de informação e de expressão no Brasil. Você, leitor, será conivente com tal crime?

“Tsy tokony hanaiky ny fahanginana, fanasivanana na fanangolena ny fantsom-baovao sy ny olom-pirenena ny fiaraha-monina Breziliana. Misy olona maloto politika, tsy manana ny fanajana na dia ny kely indrindra ny fotokevitra demokratika, izao no miasa indray any ambanin'ny tany any (izany hoe any ambadika tsy hita maso anjakan'ny bontolon'ny taloha any e!) mikonokonona ny hanakatsakana ny fahafaham-pitenenana sy ny fahazoam-baovao eto Brezila. Ekenao mpamaky ve ny hiray tsikombakomba amin'izany heloka bevava izany?”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.