Desambra, 2007

Tantara tamin'ny Desambra, 2007

Neo Zealand: Facebook sy ny politika

Nohazavain'i Kiwiblog ny iray amin'ny iditra Facebook iray antsoina hoe NZ Politics ho an'ny Neo Zealandey. “Fidianao izay antoko politika tohananao, dia jerena avokoa avy eo izay tohanan'ny namanao rehetra. Afaka misafidy...

20 Desambra 2007

Brezila : Haja hoan'ireo Boliviana mpila-ravinahitra

Ny mpiblaogy Sakamoto dia manararotra ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena hoan'ny mpifindra-monina any São Paulo, any Brezila mba hamoaboasana mikasika ny toe-draharaha iainan'ireo Amerikana Tatsimo mpila-ravinahitra any Brezila, izay Boliviana ny ankamaroany ary miasa...

19 Desambra 2007

Mozambika : “Feon'i Afrika Afaka” 1976

Ny blaogy Moçambique para Todos dia manolotra rohy mitondra any amin'ny lahantsoratra amin'ny teny Anglisy momba ireo Radio Afrikana An-tsokosoko, isan'ireny ny Radio “Feon'i Afrika Afaka” [Voice of Free Africa], tamin'ny taona 1976. Afaka...

18 Desambra 2007