Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

12 Desambra 2007

Tantara tamin'ny 12 Desambra 2007

Pôlôna : Vazivazy mikasika Pôlisy

Ny blaogy The beatroot dia mizara ireo vazivazy ankafiziny mikasika ny Pôlisy Poloney  : « A tourist in Warsaw asks a man in uniform :  “Are you a policeman?” “No, I am an undercover detective.” “So why are you in uniform?” “Today is my day off.” » « Mpizahatany iray any Varsovia manontany lehilahy...

Kadhafi sy Mogabe : Demokrasia sy Zon'olombelona

Ny blaogy Página Um dia manome dikantsoratra mamoavoafy ny fivoatry ny fijerin'ny ankamaroan'ny fampahalalam-baovao an'i Kadhafi sy i Mogabe araky ny fandroson'ny fotoana : « Kadafi é agora igualmente democrático ou não democrático e os direitos humanos no seu país respeitam­‑se ou violam­‑se do mesmo modo que em 1969 quando chegou ao poder;...

Angôla : Vehivavy Angôlana iray nody any an-tanindrazana

Ny blaogy Desabafos Angolanos dia manapariaka taratasy nalefan'ny vehivavy Angôlana iray nody any an-tanindrazana rehefa avy nitoetratany Pôrtigala an-taonany maro : « Depois de ler o email achei por bem partilha-lo aqui no Blog. Talvez outros possam fazer o seu próprio retrato de Angola e ter coragem de o partilhar também […] Na minha...

Paraguay : Ny vidin'ny tambanjotra Aterineto

Ny blaogy Internet en Paraguay dia manambara ny tsy hafaliana eo anoloan'ny fampitaham-bidy izay mampiseho fa  avo fito heny [7x] ny vidin'ny tambanjotra miridiridy 1Mbps Aterineto any Paraguay raha mihoatra amin'ny any Brazila indrindra nohon'ny fanambarana ny fahafaham-pon'ny fanjakana any Paraguay amin'ny taham-pandrosoan'ny Aterineto any an-toerana : « Japàna – 1,81 Reales isam-bolana –...