· Novambra, 2017

Tantara mikasika ny Iràna tamin'ny Novambra, 2017

Vaovao Momba Ny Bilaogy Iraniana: Fanivanana, Boky Vaovao sy ny Ramadany

  03 Novambra 2017

Ny mahatsikaiky amin'ny zava-misy dia nampiasaina hanakatonana ireo bilaogy sy tranonkala Iraniana ny rindrambaiko Amerikana! Milaza ireo orinasa Amerikana fa mampiasa ny rindrambaikon'izy ireo tsy mahazo alalana sady tsy mandoa vola i Iran. Mihevitra angamba ny governemanta Iraniana fa rindrambaiko mitovy karazana amin'ny Linux ny rindrambaiko sivana!!

Iran: Horohorontany

  02 Novambra 2017

(27 Novambra, tamin'ny roa ora sasany, Ora ao Bruxelles): Araka ny filazan'ny BBC,  maro ireo namoy ny ainy tany atsimon'i Iran: Horohorontany mahery vaika no namely ny faritra atsimon'i Iran, nanimba tanàna maro sy nahafaty olona dimy farafahakeliny ary nandratra am-polony maro, hoy ny manampahefana.

Krizy Nokleary, Sazy & BBC

  02 Novambra 2017

Lasa tantara mafana ao amin'ny fampahalalam-baovao manerantany ny krizy nokleary Iraniana. Bilaogera Iraniana maromaro ao anatiny sy ivelan'i Iran no nizara ny fahatsapan'izy ireo sy ny tahotr'izy ireo momba ny sazy sy ny ady. Mampiseho ny fahadisoam-panantenan'izy ireo momba ny fampahalalam-baovao iraisam-pirenena ihany koa izy ireo.

Bilaogy Iraniana & 2005

  02 Novambra 2017

Manohy ny fisiany mavitrika tamin'ny taona 2005 ny bilaogy Iraniana ary lasa fiteny faharoa be mpampiasa indrindra ny fiteny Persiana (aorian'ny fifandraisan'ny teny Persiana Anglisy amin'ny teny Frantsay) ao amin'ny tontolom-bolongana. Ireto ireo hetsika sasantsasany tao amin'ny tanàna bilaogy Iraniana tamin'ny taona 2005 izay manan-danja amintsika: