Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Febroary, 2017

Tantara mikasika ny Fanoherana tamin'ny Febroary, 2017

Fitànana An-tsoratra Avy amin'ny Fijerin'ny Vahoaka

Raha vao nipoaka ny hetsi-panoherana nanohitra ny didim-panjakana nataon'i Trump, nitodika tamin'ny fanaovana hetsi-panoherana ny olontsotra .

Hetsika Manerantany Manohitra Ilay Foibe Famokarana Herinaratra Mandeha Amin'ny Arintany Any akaikin'ny Ala Honkon'i Sundarbans

Lova Iombonana Manerantany iray ny Sundarbans noho ny fifangaroam-piaina tsy manam-paharoa ananany.

Diaben'ny Vehivavy Manerana An'i India Mba Ho Afa-Mivoaka ny Trano Am-pilaminana

Nivory tamin'ny Asabotsy teo ny vehivavy an'arivony manerana an'i India, nitondra sora-baventy mivaky hoe: "Hivoaka aho," izay ao anatin'ny fanentanana mba hitakiana ny zony ho afa-mivoaka ankalamanjana tsy misy tahotra ny ho voasetrasetra.

Filipiana Tantsaha Sy Mafana Fo Nanao Diabe Ho An'ny Rariny sy ny ‘Fa Fa Fanavaozana Ny Fananantany’

'Atsaharo ny famonoana ny tambanivohitra izay mamelona ny firenena', hoy ny vakin'ny sora-baventy nandritra ny diabe tamin'ny 20 Janoary nokarakarain'ny vondronà tantsaha sy mpikatroka tany Filipina.