· Mey, 2018

Tantara mikasika ny Politika tamin'ny Mey, 2018

Egypta: andron'ny fahatezerana Zoma

Feno faminaniana momba ny fihetsiketsehana faran'ny herinandro ny tontolon'ny Twitter Egyptiana. Nomena anarana hoe ny Diaben'ny Egyptiana An-tapitrisany ,  nahitana ny fihetsiketsehana mbola tsy nisy toy izany nanerana ny firenena ny andro zoma, na dia teo aza ny fampitandremana nataon'ny governemanta fa tsy ekena intsony ny fanakorontanana (2011).