Guyana : Ny itiavako azy

Guyana-Gyal no mizara izay fomba fijeriny izay fomba ahafantarana fa tena fitiavana ? any Guyana :

Mammy, you know what I think love is? It ain’t the giving of things. A fella can buy the most expensive things for a gyal. And then he gon buy for another one. And another one. It is when he is willing to give heself to me and me alone, not share heself all over the place like cheap goods in them Regent Street stores.

“Neny, fantatrao ve izay heveriko momba izay atao hoe fitiavana ? Tsy mba izay fanomezana isan-karazany mihitsy. Afaka mividy izay zavatra lafo indrindra hoan'ny jôba [sipa] iray ny tary iray. Avy eo indray izy dia mividy zavatra hoan'ny jôba hafa. Dia jôba manaraka hafa. Tena fitiavana hoy aho, rehefa sitrany ny hanolotra ny tenany ho ahy dia izaho samirery, fa tsy zarazarainy eran'izay vazantany rehetra io toy ny entam-barotra mora vidy fahita eny amin'ireo magazain'ny araben'ny Regent Street.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.