Kenya : Ny vohikala Ushahidi.com anivon'ireo filazam-baovao

Ny blaogy White African dia mitantara mikasika ny fitaovana vaovao ahafahana mametraka tatitra mikasika ireo herisetra nitranga tany Kenya :

A couple of us have been doing interviews and trying to get the word out about Ushahidi to as many news and media outlets as we can.

« Ny sasantsany taminay dia nandray anjara tamina tafatafa sy niezaka mba hampita amin'ny maro an'isa indrindra sy izay fantsona fampahalalam-baovao arak'izay tratra ny vaovao momba ny vohikala Ushahidi.com. »

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.