Lahatsoratra farany an'i Liva Andriamanantena tamin'ny Febroary, 2018
Fantaro Ilay Toniandahatsoratra : Veronica Khokhlova
Toniandahatsoratra tato amin'ny Global Voices Eoropa Afovoany sy Atsinanana i Veronica Khokhlova nanomboka tamin'ny volana Janoary 2006 rehefa namoaka ny lahatsoratra voalohany mitondra ny lohateny hoe " Fampidirana ny Tontolon'ny Bilaogy Okrainiana " izy.
Moa Ve Mampiseho Ny Vahiny Iray Mampiasa Herisetra Amin'ireo Mpiasan'ny Hopitaly Frantsay Ity Lahatsary Ity? Tsia
Mampiseho lehilahy iray nampiasa herisetra tamin'ny mpiasan'ny hopitaly roa ny horonantsary iray nozaraina in-113.000 tao amin'ny pejy Facebook, saingy tsy nitranga tany Frantsa izany.
#NyRarinyHoan'IAsifa: Tohina Tamin'ny Famonoana Ny Tovovavy Iray Ny Mponina Tao Jammu Sy Kashmir Saingy Tsy Toy Izany Kosa Ny Fampitam-baovao Nasionaly
Saingy tamin'ity tranga iray ity dia tsy nahitana teny firy ny firenena raha avy any amin'ny faritra lavitra any Jammu sy Kashmir ilay niharam-boina sady avy amin'ny vondrom-piarahamonina vitsy an'isa.
Mampiseho Ny Herisetra Niseho Tao Frantsa Ve Ity Sarintany Ity? Tsia
Nisy sary iray nolazaina fa maneho an-tsarintany ny "fifandonana teo amin'ny vahoaka sy ny polisy" izay niparitaka be tao amin'ny Facebook sy Twitter nandritra ny roa herinandro. Kanefa fantatra fa tamin'ny volana Novambra 2005 no namoronana izany ary tsy naneho ny tena zava-nisy teo amin'ny fifandirana ara-tsosialy tao Frantsa.