Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Feno dimy taona ny Global Voices Aymara!

(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Septambra 2014)

Nankalaza ny fahadimy taonany ny Global Voices Aymara. Ny 17 Septambra 2009 ny fandikan-teny nataon'izy ireo voalohany. Nizara ity hafatra fiarahabana ity ho an'ny vondrom-piarahamonina ny mpikambana ao amin'ny ekipa. Nihaona tamin'ny asabotsy 20 Septambra 2014 ny ekipa mpikambana ao amin'ny Global Voices Aymara mba handaminana ny taona sisa sy handefasana ity hafatra ity ho an'ny mpilatsaka an-tsitrapo sy ny mpamaky ho fankasitrahana ny faha dimy taonany!

Manendry an'i Catalina Restrepo sy Juliana Rincón aho ho an'ny Fanamby GV .

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.