Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Inona indray ny lahatsoratra nahasarika ireo mpamaky Global Voices tamin'ny herinandron'ny 16-22 avrily 2018?

“Ny mpamaky” avy amin'ny mpisera Flickr dominique cappronnier. CC BY-NC-ND 2.0

Mikaroka, manoratra, manitsy, ary mandika tantara ao anatin'ny iraka hanohana ny zon'olombelona sy hananganana tetezam-pifankahazoana mihoatra firenena, kolontsaina ary fiteny ny vondrom-piarahamonina ato amin'ny Global Voices.

Tsy mamoaka lahatsoratra fotsiny izahay mba hahazo ‘kitika’ na hanaraka fironam-baovao fa manao izany kosa izahay satria tianay hatrany mba hisy fiantraikany manerana izao tontolo izao ny asa mafy ataonay.

Ny fomba iray ilaina mba hamantarana izany noho izany dia ny fomba hamalian'ny mpamaky ny tantaranay sy ny fandikanteninay. Andeha hojerentsika ary hoe iza ireo mpamaky ary inona avy ireo lahatsoratra nahasarika ny sain'izy ireo nandritra ny herinandron'ny 16 ka hatramin'ny 22 Aprily 2018.

Aiza eto amin'izao tontolo izao no ahitana ireo mpamaky ny Global Voices?

Tamin'iny herinandro iny, nahasarika mpamaky avy amin'ny firenena miisa 207 ny tantaranay sy ny fandikanteninay! Ireto ny firenena miisa 20 lohalaharana tato amin'ny tranokalan'ny Global Voices :

1. Etazonia
2. Brezila
3. Japana
4. Meksika
5. Frantsa
6. Espaina
7. Peru
8. Kolombia
9. Taiwan
10. Arzantina
11. Fanjakana Britanika
12. Italia
13. Rosia
14. Alemaina
15. Canada
16. Bangladesh
17. India
18. Indonezia
19. Ekoadaoro
20. Shily

Saingy ampahany kely  amin'ny fahasamihafana misy eo amin'ireo mpamaky ihany ireo. Andao ampiasaintsika ny True Random Number Generator avy ao amin'ny Random.org ary hanao topi-maso kely ireo firenena vitsivitsy hafa ao amin'ny lisitra isika:

69. Kamerona
115. Macau
42. Egypta
83. Vietnam
201. Nosy Falkland (Islas Malvinas)

Global Voices amin'ny teny anglisy

The English-language site is where the majority of original content is first published at Global Voices. The top five most-read stories of last week were:

Ny tranonkala amin'ny teny Anglisy no ahitana ny ankamaroan'ny votoaty mivoaka voalohany ato amin'ny Global Voices. Ireto ny lahatsoratra dimy voalohany be mpamaky indrindra tamin'ny herinandro lasa teo:

1. Jamaican dancehall star Buju Banton’s impending release from prison sparks renewed controversy
2.  School history assignment stirs up a storm in Jamaica over how slavery should be taught
3. Syria and the anti-imperialism of idiots
4. China Central Television backs Russian version of the Syrian crisis, saying chemical attacks were staged
5. Empty Nets Syndrome: How young fishing families on Cambodia’s Mekong are struggling to survive

Global Voices Lingua

Ny Lingua dia tetikasa iray handikanteny ireo tantara ato amin'ny Global Voices amin'ny fiteny hafa ankoatra ny teny Anglisy.  Misy 30 eo ho eo ny tranonkala Lingua mavitrika. Ireto ambany ireto ireo tantara be mpamaky indrindra na nanaovana fandikanteny tao amin'ny tranonkalan'ny fiteny mavitrika tsirairay avy tamin'ny herinandro lasa teo.

Arabo

Bangla

Katalana

Shinoa (notsorina)

Shinoa (nentim-paharazana)

  • 台灣:對成衣品牌Lativ失望 ( “Taiwan: Nandiso fanantenana ny tsy fahombiazana tamin'ny fampanantenana ny akanjo ‘Made in Taïwan’, ” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2012)

Holandey

Esperanto

Frantsay

Alemà

Grika

Hongroà

Indoneziana

Italiana

Japoney

Makedoniana

Malagasy

Nepali

Poloney

Portiogey

Punjabi

Rosiana

Serba

Espaniola

Tiorka

Urdu

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.