Tantara tamin'ny 04 Novambra 2021
Miaraha aminay MIVANTANA amin'ny 2 Desambra hitapatapak'ahitra momba ny “Fampiroboroboana an-tambajotra sosialy”
Ity tapatapak'ahitra maharitra 60 minitra amin'ny Alakamisy 2 Desambra amin'ny 4 ora hariva GMT / 5 ora hariva CET / 11 ora maraina EST / 8 ora maraina PST ity dia hifantoka amin'ny fomba hizaran'ny fikambanana mpamoaka vaovao tantara amin'ny mpanjohy manerana ny tambajotra sosialy.