Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

03 Aogositra 2020

Tantara tamin'ny 03 Aogositra 2020

Filankevitra Vaovao Mpanaramaso ao amin'ny Facebook, tsy maintsy hanaisotra votoaty an'ilay milisy sodaney malaza

“Na teo aza ireo fanitsakitsahana nahatsiravina, mbola hita ao amin'ny media sôsialy hatrany ny RSF, indrindra fa ny Facebook izay tena sehatra fototra fampiasan'ilay milisy mba hanapariahana ny hafatra alefany...”

Nodimandry ny praiminisitr'i Barbados teo aloha, Owen Arthur

"Tsy misy ekônômista miasa eto amin'ity faritra ity amin'izao fotoana izao ka tsy niantso ny fahendrena, ny fahenterana (hentitra) ary ny faharanitan-tsain'i Rt. Hon. Owen Seymour Arthur."