Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

03 Jona 2020

Tantara tamin'ny 03 Jona 2020

Fihibohana, fijoroana

Ao anatin'izay mety ho fisalasalàna rehetra, misy teboka miabo iray mitoetra: ny fireharehàna hoe vitantsika ny miantoka ny asantsika amin'ny maha-fikambanana antsika.

‘Indonezia, na ahoana na ahoana’: Ketraka amin'ny fomba fiady amin'ny COVID-19 ireo miasa eny amin'ny lohalaharana

"Nivarotra ny ainay izahay, saingy kely noho ny tokony ho izy ny aloa aminay. Mpanampy mpitsabo an-jatony no miatrika fampihenana/fanapahana karama ary nohazonina ny karaman'ny volana faha-13n-dry zareo."

Angon-kevitra ho an'ireo mpihaino rakipeo

Mitady tari-dàlana avy amin'ireo mpihaino rakipeo manerana izao tontolo izao ireo Vondronà Mpandrakipeo maniry ny hamelona indray ny rakipeo efa ampolotaonany maro, hamantaran-dry zareo ny fihainon-dry zareo mahazatra sy ny ankafiziny.