Angon-kevitra ho an'ireo mpihaino rakipeo

?Mpihaino rakipeo mahafatra-po ve ianao ? Sa ilay sendra mihaino tsindraindray? Nahoana no mila ny fanampianao izahay ?. Mitady tari-dàlana avy amin'ireo mpihaino rakipeo manerana izao tontolo izao ireo Vondronà Mpandrakipeo maniry ny hamelona indray ny rakipeo efa ampolotaonany maro, hamantaran-dry zareo ny fihainon-dry zareo mahazatra sy ny ankafiziny.

Azafady mba omeo ny fijerinao amin'ny alàlan'ny famenoana ity fanadihadiana fohy ity (sahabo ho 5 min ny mameno azy). Hohazonina ho tsiambaratelo manontolo ny valinteninao. Raha tsy mihaino Rakipeo ianao dia miangavy anao azafady mba hizara ny rohy https://tinyurl.com/podcast-survey any amin'ny tonton'ny tambajotranao. Hisokatra hatramin'ny 7 Jona ny fanadihadiana.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.