Tantara tamin'ny 19 Jona 2019
Torohevitra isankerinandro mikasika ny Fanoratana: OTR / TOR!

(Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Martsa 2015) Tao anatin'ny andiany farany, noresahako ny momba ny CryptoCat, izay ahafahana miantoka seha-piresahana anaty vondrona mihelina sy tsara aro any anatin'ireny “plug-in” ampiasain'ny...
Sambany teo amin’ny tantaran’i Brezila no nisy vehivavy indizeny tafiditra tao amin’ny Kongresy nasionaly
I Joênia ihany koa no vehivavy Breziliana vazimba voalohany lasa mpisolovava ary niaro ny vahoakany tany amin'ny fitsarana ambony federaly tao Brezila.
Hong Kong: An'aliny maro ireo mpanao hetsipanoherana ilay lalàna miteraka resabe momba ny famindràna olomeloka no tonga nibahana ny làlana mankao amin'ny foiben-toeran'ny governemanta
Ny marainan'ny 12 Jona, vitan'ireo mpanao hetsianoherana ny nanemotra ny fandinihana ilay volavolan-dalàna miteraka resabe momba ny famindràna olomeloka saika hataon'ny Filankevitra mpanao lalàna
Rakipeo Radio Ambulante amin'ny teny Espaniola – mpikambana GV roa nahazo ny Lokan'ny zava-baovao!

Voninahitra ho ahy ny miasa ho toniandahatsoratra sy mpamokatra ho an'ny ekipa mpanao gazety sy toniandahatsoratra ahitana ilay mpikambana mpiara-miasa GV Luis Trelles.
Translator Newsletter: Alsimian'ny Haiteny, Fitenin-jatovo sy ny hafa!

Rehefa mivarotra votoaty ho an'ny mpihaino manerantany, zava-dehibe ny herin'ny fandikan-teny. Arakaraka ny maha-mpandika teny tsaratsara kokoa anao, no hinoan'ny mpihaino kendrenao fa mijery votoaty orizinaly ho azy ireo amin'ny fitenin-drazany izy ireo.
Translator Newsletter: Rafitry ny atidoha, Famantarana hetsika sy maro hafa!

Amin'ny maha mpandika teny antsika, dia matetika isika miasa any an-trano isika ary tsy manana fahafahana betsaka hifandray amin'ireo namana matihanina amin'ny fiteny samihafa. Globalme nanam-potoana hanangonana ity lisitra misy ireo hetsika ho avy any amin'ny faritra manerantany. Jereo izany raha misy any amin'ny manodidina anao!