Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

09 Jona 2019

Tantara tamin'ny 09 Jona 2019

Fijoroana vavolombelona avy amin'ireo mpamaky: Ny antony anohanako ny Global Voices

...azoko antoka ny hoe ny Global Voices dia miezaka ny manome fomba famaky iray hafa momba ity tontolo ity miaraka amin'ireo tatitra erantany. Afaka ny hitondra fiovàna izany, na tsia koa. Saingy mendrika ny ho andramana ary tiako ny hanohana an'izany.

‘Rava avokoa ny zavatra rehetra’ : Tatitra an-tsary ny faharavàna ao amin'ny tanànan'i Marawi ao Filipina

"Na teo aza ny halehiben'ny faharavàna, azo ambara ho tsy mbola nisy fanesorana natao na kely aza. Trano fonenana sy trano fiasàna goavana, kianja, eglizy sy maoske, voadaroka baomba: rava avokoa ny zavatra rehetra.."

Fandikàna Gazety: Teny vaovao, Tambajotra & Maro hafa!

(Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Desambra 2015) Arahaba ry, namana GV'ers! Ialàna tsiny ny fahataràn'ny gazetintsika tamin'ìty herinandro ity. Mbola niady tamin'ny hatsiaka aho ary nandany ireo andro vitsivitsy toy ity hitanareo amin'ny sary ity: Ankehitriny satria efa miverina tsikelikely ny hery sy tanjako, ndeha isika hiresaka momba ny …...

Torohevitra ho an'ny fanoratana, volana Janoary: Ndeha hanambatra ny tontolontsika isika

Ny lahatsoratra ifandrimbonan'ny faritra no ifantohana amin'ny volana Janoary.

Ireo torohevitra tsara indrindra amin'ny fanoratana

Tia lisitra aho. Ary ity iray ity dia notsimponina avy amin'ny iray amin'ireo torohevitra tsara indrindra novakiako hatramin'izay momba ny asa fanoratana .

OLPC Orogoay: Tontosa tamim-pahombiazana ny fifaninanana bilaogy nasionaly

Tus Ideas Valen (Ny hevitrao dia) dia fifaninanana hevitra sy tetikasa fampidirana ny fanavaozana ho an'ny tanora ao Orogoay. Tus Ideas Valen no nikarakara ny fifaninanana voalohany indrindra mibilaogy any an-tsekoly (National School Blogging) ho an'ny mpianatra.

Drop-in Center: Ahoana no tokony ho fomba fiasan'ny foibe fanarenana

Vao haingana i Pavel Kutsev, mpitarika ny Drop-in Center, fikambanana tsy mitady tombontsoa ara-bola miezaka mamaha ny olan'ny olona miaina amin'ny fiankinan-doha amin'ny zava-mahadomelina no nizara ny heviny momba ny fahombiazan'ny asa eny amin'ny toerana fanarenana ny olona miankin-doha amin'ny zava-mahadomelina.

[Bilaogera Arabo 14] Bukeni Waruzi avy ao amin'ny Witness

Niresaka tamin'i Bukeni Waruzi avy ao amin'ny Witness izahay nandritra ny Fihaonan'ny Bilaogera Arabo (AB14) natao tany Amman, Jordania izay niresaka momba ny andraikiny ao amin'ny AB14 sy nanome toro-hevitra vitsivitsy ho an'ireo mpiofana momba ny fampitam-baovaon'olon-tsotra miasa amin'io sehatra io.

Odian'ny Tandrefana tsy hita ny fonjabe ankalamanjana ihazonana ireo tanora ao Etiopia?

Mbola manohy mafy mamely ny governemantan'i Praiminisitra Meles Zenawi, mpanao didy jadona mpanao famoretana ireo tontolon'ny bilaogy Etiopiana. Samy nanambara ny tatitra miavaka avy ao amin'ny Channel 4 mitondra ny lohateny hoe: "Ny fialan'i Etiopia aina", izay efa azo jerena amin'ny aterineto i Meskel Square sy Nazret.com.