Tantara tamin'ny 26 Janoary 2019
Tafatafa miaraka amin'i Eman AbdElRahman

Mamoaka lahatsoratra ao amin'ny bilaoginy manokana Lasto Adri [ar] sy ao amin'ny On My Own [en] ihany koa izy. Azo jerena ao amin'ny Twitter, @lastoadri ihany koa izy.
Bilaogera Ejipsiana nampandoavana onitra goavana noho ny fitantarana ny loto ara-tontolo iainana

Voasazy omaly ilay bilaogera Ejypsiana Tamer Mabrouk, tsy voasazy higadra any am-ponja fa voasazy handoa onitra L.E. 2500 (446 dolara Amerikana, ary fanarenana sivily L.E. 40.000 (7272 dolara). Nohamifisin'ny Fitsarana Ambony any Port Said (Lakan-drano Suez) ny fanapaha-kevitra hanasazy ny bilaogy Al-Hakika Al-Mesreyya.
Tazonina ao amin'ny foiben'ny fiarovam-panjakana ilay bilaogera Ejipsiana tsy hita

Tsy hita nandritra ny dimy andro ilay bilaogera Ejiptiana, Mohamed Adel - dimy andro izay tsy nisy olona naheno azy na nahafantatra ny toerana misy azy.
Ejypta: Nampiakarina fitsarana ambony ny sazy fanagadrana bilaogera iray

Nampahafantarina androany ny fampakarana ho any amin'ny ambaratonga ambony ny sazin'ilay bilaogera Ejiptiana Ahmad Saad Abou Doma. Nangataka ny hanafoana sazy an-tranomaizina herintaona sy nangataka fitsarana vaovao ho an'i Doma ny ivon-toerana Hisham Mubarak
Noafahana ilay bilaogera Koranista Ejiptiana

Navotsotra ny 23 Janoary 2009 ilay bilaogera Ejiptiana, Reda Abdel-Rahman (32 taona) rehefa notanana hatramin'ny volana Oktobra 2009. Mpiasa ara-tsosialy tao amin'ny Ivontoeram-pivavahana mifandray amin'i Al-Azhar i Reda. Ity bilaogera tanora ity dia fantatra amin'ny maha "Koranista" (mpandala ny Coran) azy izay tsy mankato ny Sunnah
Ejipta : Ahiahy noho ny fampijaliana ireo bilaogera roa voafonja

(Marihina fa tamin'ny volana Martsa 2009 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nampijaliana nisaraka tao amin’ny foiben’ireo Hery fiarovana Ejipsiana ireo bilaogera roa. Nandritra izany, navotsotra ny iray tamin’izy ireo, raha...
Nanjavona ilay bilaogera Ejiptiana

(Marihina fa tamin'ny volana Aogositra 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nitatitra ireo bilaogera tany Ejipta fa hita niady tamin'ny mpitandro filaminana talohan'ny nanampenana ny masony sy nitondrana azy nitsoaka...