14 Janoary 2019

Tantara tamin'ny 14 Janoary 2019

Fampitahorana sy fandrahonana an'ilay bilaogera Wael Abbas

GV Mpisolovava  14 Janoary 2019

(Marihina fa tamin'ny volana Jolay 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Ilay bilaogera Ahmad Sherif dia namoaka dikanteny amin'ny teny Anglisy ny fampitahorana nataon'ny polisy Ejipsiana mikendry ilay bilaogera Ejipsiana Wael Abbas sy ny fandrahonana azy mba hanajanona ny famoahana lahatsoratra sy lahatsary mitsikera ny Filoha Mubarak sy ny zanany lahy...