14 Janoary 2019

Tantara tamin'ny 14 Janoary 2019

Mamelona indray ny fiteny Inuktitut ao amin'ny media sosialy

Rising Voices  14 Janoary 2019

Niditra media sosialy ny Fikambanana Qikiqtani Inuit (QIA) mba handrisika ny fampiasana bebe kokoa ny Inuktitut, fiteny Inuit. Miorina ao amin'ny faritr'i Qikiqtani (Baffin) ao Nunavut, faritany tanora indrindra ao Canada, miasa mba "hiaro, hitantana sy hampandrosoana ny zo sy tombontsoan'ny Qikiqtani Inuit" ny fikambanana .

Navotsotra ilay bilaogera Koetiana Bashar Al-Sayegh!

GV Mpisolovava  14 Janoary 2019

(Marihina fa tamin'ny volana Aogositra 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Notaterina fa navotsotra i Bashar Al-Sayegh, ilay bilaogera Koesiana izay nosamborina ‘noho ny fanehoan-kevitra navoakan'ny olona iray tsy fantatra...