Fampitahorana sy fandrahonana an'ilay bilaogera Wael Abbas

(Marihina fa tamin'ny volana Jolay 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Ilay bilaogera Ahmad Sherif dia namoaka dikanteny amin'ny teny Anglisy ny fampitahorana nataon'ny polisy Ejipsiana mikendry ilay bilaogera Ejipsiana Wael Abbas sy ny fandrahonana azy mba hanajanona ny famoahana lahatsoratra sy lahatsary mitsikera ny Filoha Mubarak sy ny zanany lahy Gamal. “Inoana fa tsy toy izany mihitsy ny fomba ho an'ny firenena mpikambana ao amin'ny Filankevitry ny Firenena Mikambana ho an'ny Zon'olombelona, ​​nanomboka ny 17 May 2007,” hoy ilay bilaogera  Ahmad Sherif.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.