Tantara tamin'ny 24 Oktobra 2018
Bilaogy ao Zimbaboe, Burundi, RDC, Malawi
Zimbaboe: Feno 82 taona amin'ny volana manaraka i Robert Mugabe, farany amin'ireo "lehilahy lehiben'i Afrika". Nanomboka nimenomenona momba ireo drafitra fikarakarana ny fety tsingerintaona mihoam-pampana ny mpikambana ao amin'ny antokon'ny fitondrana ZANU-PF na dia eo aza ny fitontongan'ny toekarena sy ny hanoanan'ny mponina.
Dia fitetezana ny tontolon'ny bilaogy Kiorda
Araka ny notaterin'ny Kurdistan Blog Count, tsikaritra ireo bilaogy Kiorda vaovao maromaro amin'ny teny Anglisy.
Bilaogy An-dahatsary avy ao amin'ny WSIS: Ilay Solosaina Finday Mitentina $100 an'i Negroponte
Miresaka miaraka amin'ny tale eo amin'ny lafiny ara-teknikan'ilay tetikasa i Andy Carvin ary mahazo topimaso voalohany an'ity fitaovana endrasana fatratra ity.