Bilaogy An-dahatsary avy ao amin'ny WSIS: Ilay Solosaina Finday Mitentina $100 an'i Negroponte

(Fanamarihana: lahatsoratra Anglisy nivoaka tamin'ny Novambra 2005 ity lahatsoratra ity)

man examines the $100 laptop

Lahatsary fanadihadiana maharitra valo minitra momba ny maodely santatra amin'ilay solosaina finday $100 an'i Nicholas Negroponte, izay naseho voalohany omaly tao amin'ny fihaonambe WSIS tao Tonisy.  Miresaka miaraka amin'ny tale eo amin'ny lafiny ara-teknikan'ilay tetikasa i Andy Carvin ary mahazo topimaso voalohany an'ity fitaovana endrasana fatratra ity.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.