Tantara tamin'ny 01 Oktobra 2018
Miray hina ho an'ny ankizy eto Madagasikara ny bilaogera Malagasy
Somary navitrika tokoa tamin'ny ezaka fanaovana asa soa ny tontolon'ny bilaogy Malagasy.
Arzantina: Ny voina nahazo ny fianakaviana Pomar
Tao anatin'ny herinandro vitsy, nitatitra betsaka ny fanjavonan'ny fianakaviana Pomar ny fampitam-baovao ao Arzantina. Ny 14 Novambra 2009, nandeha fiara nankany Pergamino, 220 kilometatra miala an'i Buenos Aires i Fernando Pomar, ny vadiny Gabriela Viagrán, ary ny zanany roa vavy Candelaria sy Pilar ary nanjavona rehefa nandalo lalana handoavana hetra.
Però: Korontana taorian'ny horohorontany
Niteraka hetsika marobe teo amin'ireo bilaogera Peroviana ny horohorontany goavana vao haingana izay namely an'i Però. Ny sasany nanoratra sy nanadihady ny zavatra tsapan'izy ireo tamin'ny fisian'ny horohorontany, raha nikasa hampahafantatra ny namana Peroviana kosa ny hafa mba hiaro azy ireo amin'ny fampahalalam-baovao diso.
Palestina: Mieritreritra fandevenana tsy tena izy
Tena sarotra ho an'ny Palestiniana ao amin'ny Morondrano Andrefana sy Gaza ny hitsidika an'i Israely, ary noho ny antony ara-politika dia tsy ho vitan'ny ankamaroan'ny Arabo hafa ny manao izany, satria tsy ankatoavin'ny ankamaroan'ny firenena Arabo ho toy ny fanjakana i Isiraely.
Sri Lanka: Fipoahana baomba sy fitohizan'ady
Maty novonoin'ny LTTE ny parlemantera ambony iray sady iray amin'ireo minisitra manan-danja indrindra tao amin'ity governemanta ankehitriny. Heverina fa nanafin-tava ho toy ny mpihazakazaka amin'ny Marathon ilay mpidaroka baomba. Manome vaovao farany fohy momba ny tranga ny DefenseNet saingy niteraka adihevitra mafana ilay lahatsoratra.