Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

02 Jona 2018

Tantara tamin'ny 02 Jona 2018

Fifidianana Filohampirenena ao Etazonia: Mbola Hery Mavesatra Ao Amerika Ve Ny Fankahalana Sy Ny Fampitahorana?

.Mainty, Silamo ary Tsy tia Amerikana. Ireo, raha tena izy, no niantsoana an'i Barack Obama, ilay Demokraty mpifaninana ho filoha, tamin'ny andro faramparany teo. Misy loza mandondona an'i Obama ve ary mbola hery mavesatra ao Amerika ve ny fankahalana sy ny tahotra?

‘Tompotany’ voambolana iray noterena ampiasaina…”

Izany no mahatonga ny voambolana hoe "tompotany" ho toy ny voambolana napetraka an-katerena, voambolana ekena ho avy aty ivelany ary mahavariana fa tsy miaraka amin'ny famantarana hafa toy ny fihenjanana, krizy ary herisetra, izay miseho rehefa amin'ny voambolana hafa, toy ny 'mapuche'

Rosia: Ny haben'ny fandraisana andraikitra

Mamaritra ny penina fandokony amin'ny zavamisy maro ambaratonga ao Rosia i Marat Gelman mpisera LJ galerist , Rosiana mpivarotra zavakanto, ary voalaza fa mpanolotsaina miafina an'i “Victor Yanukovych” tamin'ny taona 2004

Tsy nanana na inona na inona lasa maherifo nikoizan'ny rehetra

Mpifindra monina iray tsy manana taratasy avy any Mali nianika tranobe iray ary sambany sahy nipoitra ampahibemaso.

Tonizia: Nandà tsy hody ireo Serba mpizaha tany

Mpizaha tany Serba miisa iraika ambin'ny folo niala sasatra tany amin'ny tanàndehibe morontsiraka fialan-tsasatra Toniziana any Sousse sy Hammamet no nandà ankitsirano ny hiala ny firenena mialoha ny Alakamisy, 20 Janoary 2011, andro fialatsasatr'izy ireo farany.

“Afaka manampy manentana momba ny tolonay amin'ny maha-firenena sy vahoaka Mapuche ny fifandraisana”

Mino aho fa ny tena voambolana manondro ny vahoaka [Mapuche] dia singa hafa tahaka ny ‘kolontsaina,’ ‘Newen’,’ na tany, ‘ara-panahy,’ ‘ny fanahy,’ ‘fijery izao tontolo izao,’ ‘fiarahamonina,’ ary koa ‘fizakantena,’ sy ny ‘fiteny' satria firenena izahay.