08 Janoary 2018

Tantara tamin'ny 08 Janoary 2018

Ejypta: Mifarana Ny Fifidianana Ary Zavatra Hafa Indray

Tapitra ihany ny fifidianana tao amin'ny Antenimieram-bahoaka (antenimieram-pirenena ao amin'ny Parlemanta Ejypsiana). Miaraka amin'ny vokatra mahagaga sy fiafarana mihoso-drà, izay mety hiteraka adihevitra ara-politika mafàna ao Ejypta ao anatin'ny dimy taona manaraka.

08 Janoary 2018

Mamahana Bilaogy Hanatsarana Ny Tontolo Iainana Ao Kambodza

Fantaro i Zarah Jane Almeida, mpamokatra ho an'ny Fandaharan'ny Onjampeo Mampiroborobo Ny Tontolo Iainana Mlup Baitong . Teraka tao an-tanàndehiben'i Roxas , renivohitry ny karaza-trondron-dranomasina any Filipina, nahazo mari-pahaizana tamin'ny seraseran'ny fampitam-baovao tao amin'ny Oniversiten'i Filipina izy. Nifindra tany Kambodza izy tamin'ny volana Aprily 2000 .

08 Janoary 2018