Tantara tamin'ny 03 Janoary 2018
Skypecast Libanona #2: Bilaogera “Lebanon.Profile”
Rehefa nifampiresaka tamin'ny Skype tamin'i Gustave avy ao amin'ny Diarim-Politika Libaney aho dia niantso tamin'ny finday ao Beirota tamin'ny mpiaraka mibilaogy aminy izay fantatra amin'ny anaram-bilaogy hoe "Lebanon.Profile."
Skypecast Libanona #1: Bilaogera Gustave Cordahi
Teo am-pandrenesana ny fandresena tamin'ny alalan'ny fifidianana azon'ny fiaraha-mientana anti-Syriana ao Libanona sy ny namonoan'ny sasany politisiana iray anti-Syriana, dia niresaka tamin'ny bilaogera roa monina ao Beirota izay mpanoratra ao amin'ny bilaogy malaza antsoina hoe Lebanese Political Journal (Diarim-politika Libaney) aho.
Niteraka Faharavana Mahafaty tao Filipina ilay Rivo-doza Tropikaly Efa-Taona Taorian'ny Super Typhoon Haiyan
Tsy nieritreritra mihitsy izahay fa hiteraka ireo ezaka-hanesorana ny mponina amin'ny faritra telo nandalovan'ny rivo-doza na nampihitsoka ny toe-karenan'ny faritany telo tany Visayas Atsinanana ny rivodoza.
Kambodza: Feo Avy Amin'ny Tontolon'ny Bilaogy Kambodziana
Nandidy ny radio sy fahitalavitra rehetra mba tsy hamaky ny lahatsoratram-baovaon'ny gazety vita pirinty ny Minisiteran'ny Fampahalalam-baovao. Heverina fa andrana hitazonana ny fanaovan-gazety matihanina ao amin'ny firenena ity hetsika ity.
Kazakhstan : Astana, Renivohitra Vaovao
Bilaogera Kazakh maromaro no nizara ny fihetsem-pony momba ny renivohitra vaovao ao Kazakhstan antsoina hoe Astana.