Tantara tamin'ny 29 Novambra 2017
Ny Vady Atolotra Sy Ny Anjara Toeran'ny Raiamandreny
Amin'ny volana aogositra ho avy, raha tsy manambady miozolomana io zazavavy io ("nomena alalàna" hitondra pakistaney *mampitahotra* izy),... toa hahita ny endrika matin-dRamatoa Reny. Raha toa ianao te-hanavotra ain-dreny Bengali iray 40 taona any ho any, mahasarika, malefaka somary mampivarahontsana,... misoratana anarana izao dieny izao.
Misimisy Kokoa Tamin'ny Fanadihadian'ny BBC Mikasika Ny Fandrahonana Blaogera Afgana
Tohizan'ny BBC ny fanadihadiana mikasika ireo fitarainana nataon'ny blaogera Afgana iray, Sohrab Kabuli, hoe nisy nandrahona azy avy ao anatin'ny rafitra informatikan'ny BBC.
#StopTheCrackdownVN: Fifanoloran-Tànana Manerantany Hitakiana Fiarovana ny Zon'Olombelona Ao Vietnam
Nanao dingana ireo vondrona mpiaro zon'olombelona nitaky tamin'ireo manampahefana Vietnamiàna ny hamotsorana ireo 165 voafonja noho ny fahatsiarovantenany, ary hampitsahatra ny fanenjehana ireo mpikatroka sy bilaogera.