Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

18 Novambra 2017

Tantara tamin'ny 18 Novambra 2017

Egypta : Fihazakazahana Mankany Amin'ny Volamena

Toa niantraika tamin'ny fiainan'ny olona tsirairay teto amin'izao tontolo izao ny krizy ara-toekarena izay nampihovitra ny tsena amerikana , anisan'izany ny fanapahan-kevitr'ireo  mpiasa sy ny olona izay tsy manana fifandraisana amin'ny raharaham-barotra.

Miahiahy Momba Ny Kabinetran'ny Filoha Vaovao Ireo Bilaogera Iraniana

Manoratra i S'can-Iranic fa mpikambana ao amin'ny Fikambanana Revolisionera Islamika na miara-miasa akaiky amin'izany ny ankamaroan'ireo olona notendren'ny filoha Ahmadinejad ao amin'ny kabinetrany.

Bitsibitsika Afgàna: Ny Tsy Fandriampahalemana & Fanavakavaham-bolokoditra

Niresaka momba ny tsy fisian'ny fandriampahalemana ao amin'ny firenena sy ny fipoahana baomba vao haingana ireo bilaogera Afgàna vitsivitsy. Hojerentsika ny vitsivitsy amin'izy ireo.