28 Septambra 2017

Tantara tamin'ny 28 Septambra 2017

Ny Tontolon'ny Bilaogy Libaney Tamin'ity Herinandro Ity: Mama, Dada sy Andriamanitra

Na dia mitohy aza ny fifandirana ao amin'ny Fihaonambem-pirenena, nanohy momba ireo zavatra maro samihafa tafiditra amin'izany ny teny Anglisy amin'ny tontolon'ny bilaogy Libaney. Ur Shalim nanamarika ny fitoviana misy eo amin'ny ady an-trano Libaney sy ny Irakiana,  Across The Bay and Beirut To The Beltway indray niditra tamin'ny antsipiriany isan-karazany.

FOKO: Ny Faha 50 Taonan'ny Fahaleovantenan'i Madagasikara

Rising Voices  28 Septambra 2017

Manakaiky ny faha 50 taona nahazoan'i Madagasikara ny fahaleovantenany amin'ity taona ity. Ho fanamarihana ny fandrosoan'ny firenena, niantsafa tamin'ireo zokiolona roa avy eto Madagasikara momba ny endriky Madagasikara rehefa afaka 50 taona taorian'ny fahaleovantenany i Patrick .