Tantara tamin'ny 07 Avrily 2017
Ho An'ny Venezoeliana Maro, Fambàra Fifaranan'ny Demaokrasia ao Amin'ny Fireneny ilay ‘Sarintsarim-Panonganana Fanjakana’
"Tsy fanonganana fanjakàna ilay famaizana faha #156 avy amin'ny Fitsaràna Antampony, fa fanambaràna amin'ny fomba ofisialy ny fanonganana iray efa nisoko nandritry ny efatra taona.."
Vono Ankitsirano, Fanolanana ary Fisamborana Faobe, Mbola Fiainana Andavanandron'ireo Borondey
[...] satria na ho inona na ho inona, rahalahiko ianareo eo anatrehan'izao tontolo izao, ary ny sary omenareo dia hisy fiantraikany amin'ireo tanora [...]
Fantaro Ilay Mpiady Sady Mpanoratra Sady Pretra Lian-drà Ao Rosia

Tamin'ny volana Martsa, namalifaly ireo mpisera aterineto Rosiana tamin'ny fampisehoana miavaka heverin'izy ireo ho fitiavan-tanindrazana i Zakhar Prilepin sy Vsevolod Chaplin .
Voamariky ny Fanapahana Tranonkala sy Fiatoan'ny Twitter ny Fifidianana Ekoadaoriana

Nahatsikaritra fihenana tampoka tamin'ny fidirana amin'ny tranonkalan'ny mpomba ny mpanohitra ireo vondrona mpiaro ny zon'ny fampitam-baovao ny harivan'ny androm-pifidianana.
Miverina Amin'ny Firaisana Sovietika? Lazain'ny Mpitsikera fa Mametraka ny Fanjakana ho Ambonin'ny Zo ny Volavolan-Dalàna Vaovao ao Kazakhstan
Nihozongozona ny media sosialy tao Kazakhstan noho ny volavolan-dalàna mety ahazoan'ny Kazakh sazy an-tranomaizina mandra-pahafaty, sazy ho faty na fanesorana ny maha olom-pirenena noho ny "fanohintohinana ny fitoniam-pirenena sy ny tombontsoam-pirenena lehibe eo amin'ny fanjakana sy ny fiarahamonina".