Tantara tamin'ny 16 Marsa 2017
Tato Anatin'ny Roa Volana, Tsy Afaka Niditra Aterineto Ireo Kamerone Mpiteny Anglisy
Azo atao ny miditra amin'ny aterineto ao Kamerona, afa-tsy ho an'ireo any amin'ny faritra miteny anglisy. Nahoana ?
Ambany Alokalok'i Shina : Hivarotra Ny Fahalalahana Akademika Ve Ny Oniversite Taiwaney?
Nahatonga fametrahana marimaritra iraisana nampiahiahy ny fitambaran'ny fanerena ara-politika sy ara-toekarena ao amin'ny oniversite ao an-toerana .
Any Obama ao Japana, Ankalazaina Amin'ny Rano sy Afo ny Fiandohan'ny Lohataona
Sary mahatalanjona mikasika ny fetibe isan-taona misy afo ao Obama, Japana, izay manamarika ny fiandohan'ny lohataona.
Marina Ny Voalazan'I Donald Trump Fa Milalao Afo Ny Iraniana
Manaporofo ny fetiben'ny afo Iraniana fahiny izay fantatra amin'ny anarana hoe Chaharshanbe Suri, fa tena marina tokoa ny voalazan' i Donald Trump , na dia tsy nahy aza no niampangany an'Iran ho "milalao afo" tamin'ny volana lasa.
Fampitandremana Sivana Nataon'i Rosia Tamin'ny Foibe Fampielezam-Peo, Nahatonga Tebiteby Vetivety
Haingana -sady vetivety- no niparitahan'ilay tebiteby momba ilay famoretana iray hafa atao amin'ny haino aman-jery Rosiana tamin'ny 10 Febroary rehefa novakian'ny vaovao fa nampitandreman'ny Roskomnadzor, mpiandry ny haino aman-jery avy amin'ny fanjakana, ny foibe fampielezam-peo Ekho Moskovy (Akon'i Maosko) fa mety hakatona.
Misaona an'i Lazarova, Mpihira Nentin-drazana, Izay Nanome Aingam-panahy Ho An'ny Mpikatroka ny Nanjò Azy, ny Makedoniana
Nanjary tantaran'ny fikatrohana nomeraka tao Makedonia i Vanja Lazarova, izay namoy ny ainy tamin'ny Alahady 12 Marsa tao Skopje teo amin'ny faha-86 taonany.