Tantara tamin'ny 19 Desambra 2016
Governora Meksikana Mitsoaka Ny Tantara Ratsin'ny Fanodinkodinam-bola
Governora fahny miisa telo nandositra, voampanga amin'ny fandrobàna ny kitapombolam-panjakana, famotsiambola, fikambanan-jiolahy ary anisan'ireo heloka hafa no tranga farany indrindra momba ny kolikoly avo lenta tao Meksika.
Japàna Afaka Idirana: Torohay Momba Ny Fivahinianana Any Japana Ho An'ny Olona Manana Fahasembanana
Manolotra sary tsara tarehy ny tranonkala, miaraka amin'ny fijerena ny fahafahan'ireo olona sembana miditra amin'ireo toerana malaza indrindra any Japana.
Miady Hanorina Fiainana Vaovao Ireo Mpitsoa-ponenana Nody Any Myanmar
“Niverina avy tany amin'ny toby izahay. Tsy nitondra vola be. Nahoana no asaina mandoa 3 tapitrisa Kyat [2.200 dolara amerikana] ? "
Manahy Ny Taiwane Sao Ho Ataon'i Donald Trump Takalom-patsa Vidim-pihinana Fotsiny Amin'ny Fifampiraharahana Amin'i Shina
"Angamba paikady izao ataon'i Trump izao... Ezahany ny hampahatezitra an'i Shina amin'ny fangalàna an'i Taiwan ho namana, ary avy eo fifampiraharahana tsara kokoa no mety ho azony amin'i Shina. "
Lalàna Maha-be Adihevitra Any Bangladesy Manasongadina Ny Hasarotry Ny Fanambadian'ny Ankizy
" Mora foana ho an'ny fiarahamonina sivily ny mahita ny fanambadian'ny ankizy, fa jamba izy eo anolohan'ny antony mahatonga izany. Rehefa misy fampandrosoana ao amin'ny fiarahamonina, ..., hihena ny fanambadian'ny ankizy. Mila fotoana isika ho an'izany".
Sri Lanka : Lasa Ohatra Mahatsiravin'ny Herisetran'ny Mpitandro Filaminana Ny Famonoana Ireo Tanora Roa
Ilay tranonkala fanaovan-gazetin'ny olom-pirenena nahazo loka, Groundviews, tany Sri Lanka, no nivoahan'ity lahatsoratra nosoratan'i Raisa Wickrematunge ity voalohany. Nisy fanontàna nadika navoaka ito ambany ito ho ampahany amin'ny fifanekena fifampizaràna votoaty amin'ny Global Voices.